Teny iditra votsa
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Bara] miadam-panao zavatra [Rakotosaona 1972]
 [ vôtsa ] [Bezanozano] milasilasy, miadana [Rakotosaona 1972]
 Tsy kinga, mitaredretra, mitavozavoza: Votsa loatra ity mpiasa ity
¶ Tsy mahay, osa: Mbola votsa ity zaza ity ka tokony hampianarina manokana
¶ Miadana: Votsa fandeha [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy clumsy, clownish [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay lent, lourd [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 lambin [Abinal 1888]
 malhabile, maladroit [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra votsavotsa
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Inatana, nirahin dRaketaka handrindrina ny varavarana any ambony indrindra, ka tsy nandeha foana teo izy, satria olona votsa votsa tena izy; [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 203]
Teny nalaina 

2015/10/05