Teny iditra votsa saina
Singan-teny votsa ; saina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ela vao mahatakatra ny teny voalaza, na tsy ampiampy fiheverana loatra; ela vao mahazo izay lazaina na vao mahay izay ianarana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Dull-witted [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qui a l'esprit lent, qui saisit difficilement [1.3]
 Bête, stupide [1.8]
Ohatra Zaza taizan-drenibe : voky hanina fa votsa saina. [2.558]
Tovy hevitra donto saina
Tohi-kevitra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25