Teny iditra votsa vava (votsa, vava)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy enti-milaza zaza tratra aoriana amin' ny fitenenana na olona miadampiteny ary tsy mahavoaka izay tiany holazaina raha tsy efa ela fa miahotrahotra [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy slow of speech [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay qui traîne en parlant [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 enfant tardif à parler [Abinal 1888]
Teny mifanohi-kevitra 
Ohatra Mahita anay votsa vava ka mitati-kabary isan' andro. [Rinara 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31