Teny iditra votso-droa (votsotra, roa)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza olona sendra fahavoazana roa sosona ka ny an-daniny tsy tanteraka, ny an-kilany nirava maina; samy tsy misy azo ireo zavatra roa efa noheverinanan antenaina [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay les deux lui ont échappé. Se disait des gens qui lâchent la proie pour l' ombre, qui perdent ce qu'ils avaient et n' obtiennent pas ce qu' ils convoitaient : tel le commerçant qui abandonne son commerce pour aller au loin et n' y rencontre que misère [Veyrières 1913]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra Votso-droa
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na teatira)
Mpanoratra Rabetsimandranto Fidelis-Justin
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

2020/01/26