Teny iditra votsotra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mivaha, miboraka (kofehy, tady...): Votsotra ny kofehy ka lasa ilay ondry
¶ Afaka tamin' ny gadra na ny fanandevozana: Votsotra ireo mpifatotra telopolo
¶ Main' ny zavatra mangotraka na voan' ny kapoka mandrivorivo ka miendaka ny hoditra ary miseho ny nofo: Votsotra mihitsy ny tongony vao nalefan' ilay tsy mifaditrovana iny izy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy escaped, freed [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay échappé, libéré [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra iza, na andevo avy aiza no nandositra ka tafiditra aty dia votsotra ka tsy azo andevozina intsony. [Randriamamonjy: Tantara, takila 465]

Teny iditra votsotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] zaza teraka dia maty [Rakotosaona 1975]

Teny iditra votsotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Action d'effeuiller une branche à la main [Boiteau 1997]
Voambolana 
Ohatra Izay tandrifin' iny karavasy iny, votsotra ny hodiny. [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 36]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31