Teny iditra votsy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra mamontsina fotsifotsy amin' ny hoditra ka toa maniry: Mivoraka ny lohan' ny votsy rehefa lendrano maharitra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay verrue [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 

2010/06/07