Teny iditra vo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   ny feon' ny alika mitady hanaikitra na mampitahotra: Raha vao mandre vovòn' alika izy dia mandositra [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   the barking of a dog [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   aboiement [Hallanger 1974]
Voambolana  
Sampanteny  
Teny nalaina  

Teny iditra vovo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fandrika [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]
   zavatra toy ny kitapo lavalava natao tamin' ny vahy madinika na karazambararata madinika izay norarina ho makarakara mba ho fakana hazandrano [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a fish-trap with an open basket weave [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   nasse à poissons tressée de lianes [Hallanger 1974]
Ohatra   Jono, vovo na firombaka no ampiasainy amin' izany. [Andraina: Mitaraina, takila 241]
Voambolana  
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Fifanahafana   lombo ~ tandroho
Sary  

Teny iditra vovo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   loharano kely tsy mandeha [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]
   fantsakana lalina nohadina fa tsy vita-Nanahary [Rajemisa 1985]
   lava-drano [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   puits [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Fifanahafana   fantsakana ~ kirijy ~ lava-drano ~ vovo ranogeja

Teny iditra vovo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   mpitsikilo [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/13