Teny iditra vovona
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana malagasy Avosa, fanaovana antontany. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra vovona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny volon' ny biby ao an-katoka izay hita mitsangana rehefa taitra izy na tezity
¶ Ny riran-damosin' ny hazandrano. [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra vombo ~ vombona
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra vovona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] vovonana, tafontrano [Rakotosaona 1972]
  [Rajemisa 1985]

Teny iditra vovoña
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] loharano kely tsy mandeha [Rakotosaona 1972]

Teny iditra vovona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanosy] dobo [Rakotosaona 1972]

2011/07/19