Teny iditra vovonana iadian' ny lohany (vovonana, ady, loha)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy ny hazo atao lohatrano dia amin' ny vovonana avokoa no mifantsika, ka dia atao ohatra amin' ny ray aman-dreny izay iraisan' ny mpianakavy rehetra, na amin' ny lehibe iraisan' ny olona entiny ny vovonana [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31