Teny iditra | vovo ranogeja | |
Singan-teny | vovo ; rano ; geja | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Rano mitohy ao anelanelan'ny tongoa roa izay tsy tantera-drano ny tongoa ambany [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Puits artésien [1.13] | |
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | |
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/01 |