Teny iditra voy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaovana izay hampisosa ny lakana amin' ny fikapohana ny rano. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the act of paddling a canoe [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de pagayer ou de ramer [Hallanger 1974]
Sampanteny 

Teny iditra voy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] vitandratsy, voina [Rakotosaona 1972]

2013/08/04