Teny iditra vozo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] hakanosana, hakamoana [Rakotosaona 1972]
   Haosàna, hozo, hozohozo [Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   vozovozo

Teny iditra vozo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] harerahana [Rakotosaona 1972]

2013/08/05