Teny iditra vozona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy ny tenda eo amin' ny faritry ny hatoka, ny elanelan' ny soroka sy ny loha: Misy vailahy kely eo amin' ny vozony [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the neck [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay cou, col, goulot [Abinal 1888]
 le cou; le col [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Be ny goaika, ka tsy fantatra izay lahy sy vavy, fa samy fotsy vozona avokoa izy rehetra [Dahle: Angano, takila 241]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny vozona ity (1): Ambozontany

Teny iditra vozona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy enti-milaza fanerena hanaiky [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay contrainte, violence [Abinal 1888]

2017/06/29