1 | Rainikoto 14 Vtra O.D.P / Rainitavy 13 Vtra D.P.M / Raziva 10 Vtra [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 195]
|
2 | Ary rahefa vita izany teny nifamalian' izy roa lahy izany, dia avy Ilaitrimo XV Vtra sy ny namany hamatotra an-dRainisoa XV Vtra dekan' ny premier ministre, sy Rainilizá XV Vtra, sy Rainimboay XIII Vtra, sy Rainizanoa XIII Vtra [Callet: Tantara, takila 1193]
|
|