Teny iditra vy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karaza-metaly menamena matroka ny volony, anisan'ny ilaina indrindra amin'ny metaly rehetra fa anaovana fiasana aman-pitaovana isan-karazany [Rajemisa 1985]
   Metaly azo omena endrika samihafa [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   Iron {compare Malay basy; Javanese vasi?.]
¶ Anjaby: see Anjaka
¶ Tandro-by: see Tandroka [Richardson 1885]
   Iron [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   Fer. fig. adj. dur, qui dure longtemps, entêté, obstiné [Abinal 1888]
   Fer
¶ Métal en général, m [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
   Fer [Hallanger 1974, SLP: Voambolana, Beaujard 1998]
   Fer, métal en génér [...] [tohiny Rajaonarimanana 1996]
   ferro [Profita 1969]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Tsanganana sy sary iray takila   Firaketan'i Mendeleiev
Teny nalaina  
Lahatsoratra  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny vy itý (1): Vatovy
Fifanahafana   fatim-by ~ karam-by ~ satro-by ~ vim-bolo
   faingo vy ~ resaka an-taro-by ~ trano vy ~ vy mahery ~ vy miady ~ vy anidina ~ vy anidina maraorao ~ vy anidina volombatolalaka ~ vy boribory ~ vy faninginana ~ vy fikikisana ~ vy fipasohana ~ vy fisaka ~ vy lakana ~ vy lakana matevina ~ vy misy nikely ~ vy sokera ~ vy T ~ valañe vy
   Fe

Teny iditra vy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   antsy [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/29