Teny iditra vy tsy mikitrana irery
Singan-teny vy ; tsy ; mikitrana ; irerỳ
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Raha misy miady, matetika saika samy manana hadisoana ihany na ny an-kilany na ny an-daniny [1.1]
Ohatra Mba fotory lalindalina kokoa fa vy anie tsy mikitrana irery e! [2.643]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/27