Teny iditra za
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   the baobab tree [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   baobab [Tandroy] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny frantsay   le baobab [Hallanger 1974]
   baobab (Adansonia suarezensis) (synonym reniala) [Rajaonarimanana 1995]
Anarana siantifika   Adansonia suarezensis
Voambolana  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny za itý (2): Zandroe, Zantelo
Fifanahafana   adansonia
   baobaba ~ bozy ~ reniala ~ zaha
Sary  

Teny iditra za-
Sokajin-teny   bikan' ny teny zatra
Dikanteny frantsay   abréviation de zatra [Abinal 1888]
Ohatra  
1Za-dratsy izy (Il est mal habitué, il a de mauvaises habitudes) [Abinal 1888, takila 869]
2Za-miasa izy (Il a l'habitude du travail) [Abinal 1888, takila 869]
3Tsy mbola za-tany izy (Il n'est pas encore accoutumé au pays, il n'est pas encore acclimaté) [Abinal 1888, takila 869]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra za-
Sokajin-teny   tovona [Teny amin' ny za-]
Famaritana malagasy   Tovona fanaovana fototeny faharoa, izay [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   préfixe qui sert à former des radicaux secondaires: zazirika, fait d'être debout, immobile, du radical zirika, même sens [Beaujard 1998]
Fifanahafana   zalahy ~ zatovo ~ zavavy

Teny iditra -za-
Sokajin-teny   tsofoka [Teny amin' ny -za-]
Dikanteny frantsay   infixe qui sert à désigner des lieux plus ou moins cachés à la vue: itsy -> izatsy [Rajemisa: Grammaire]
Fifanahafana   izany ~ izao ~ izarỳ ~ izaroa ~ izatỳ ~ izato ~ izatony ~ izatsy ~ izatsony

Teny iditra Za
Sokajin-teny   anarana (lohatenin' boky na teatira)
Mpanoratra   Raharimanana Jean-Luc, 2008
Mpamoaka boky   Philippe Rey
(2008)
Habeny   Ambainy: 14,5cm. Haavony: 19cm. Takila: 304.
Lahatsoratra  
Tsanganana sy sary iray takila   Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2016/09/10