Teny iditra za-draharaha (zatra, raharaha)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: raindahiny
Ohatra Ny zavatra tsy fanao anefa mampikaviavia, ary ny angano hiseho matetika tsy amin' ny za-draharaha sy ny gaigilahy no ahatongavany, fa amin' ny mpanavao sy ny mpanandrana. [Andraina: Mitaraina, takila 117]

2013/11/12