Teny iditra Zafimbazaha
Singan-teny zafy ; vazaha
Sokajin-teny anaram-poko
Ohatra Dia tonga àry Andriamampandry, loholona sy mpanandro avy amin'ny Zafimbazaha ao atsimo-atsinanan'Antananarivo, hitsapa toetra azy mirahalahy. [2.298]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/01