Teny iditra zafinadrisa (zafy, adrisa)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anaran-kafa iantsoana ny valala atao hoe tsingentana [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a species of locust [Richardson 1885]
Fandikana frantsay nom donné à la sauterelle tsingentana [Abinal 1888]
Voambolana 
Mpanahaka  valala

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31