Teny iditra zafindraony
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan-javatra tompon-tany nampifangaroina tamin' ny karazana vahiny ka nahatonga karazana hafa eo anelanelany: akoholahy zafindraony. / Hira zafindraony
Mitovy hevitra: kinto ~ kiry ~ metisy ~ safiotra ~ sary [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a crossbreed (of people, animals, birds)
¶ Malagasy style religious music [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay personne ou animal de race croisée
¶ musique religieuse malgache composée d'éléments divers [Hallanger 1974]
Voambolana 

2013/08/06