Teny iditra | zafin-teny | |
Singan-teny | zafy ; teny | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ireo fizarazarana madinika amin' ny lohateny na kabary [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Subdivision d’un discours [1.3] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny zafin-teny io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08 |