Teny iditra zafy tsy havana
Singan-teny zafy ; tsy ; havana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny taranaka iray fiaviana nefa noho ny fahalaviran' ny fihavanana dia toa tsy hita intsony ny maha-mpihavana azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Parents descendant d'une souche commune mais si éloignée que la parenté n’existe plus [1.3]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22