Teny iditra zaha
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fijerena zavatra: Nataony tsara zaha ny tranoko
¶ Fanaovana izay hahitana, fitadiavana
¶ Fandinihana
¶ Fitsapana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   Action de regarder, de considérer [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
   Action d’aller à la recherche ; fig. de sonder, d’éprouver, d’expérimenter [Abinal 1888]
   action de chercher [Rajaonarimanana 1995]
Sampanteny  

Teny iditra zaha
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] zarana (antsy, angady,ets..) [Rakotosaona 1972]
   [Bara] zara, zarany (antsy, ets.) [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny   zahany

Teny iditra zaha
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Tanosy] baobaby [Rakotosaona 1972]
   karazan-kazo vaventibe miendrika tavoahangy [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay   baobab [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay   voir za [Rajaonarimanana 1995]
Voambolana  
Fifanahafana   adansonia
   baobaba ~ bozy ~ reniala ~ za

Teny iditra zaha
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Sakalava, Mahafaly] (probablement de zahana : qu'on éprouve, qu'on expérimente). Nom donné par les piroguiers vezo aux perches employées pour la propulsion des pirogues (encore appelées tehembato). Par extension, nom donné aux arbres qui fournissent de telles perches. Notamment : Grewia microcyclea (Burret) Capuron & Mabb. (Malvaceae) ; Stadmannia oppositifolia Lam. et sa variété Stadmannia oppositifolia var. grevei (Danguy & Choux) Capuron (Sapindaceae). [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  
Anarana siantifika   Grewia microcyclea, Stadmannia oppositifolia

Nohavaozina tamin' ny 2017/12/01