Teny iditra zaitra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fampikambanana lamba amin' ny kofehy mba hahatonga azy ho akanjo: Tsy mbola mahay zaitra i Bozy kely
¶ Fomba nanjairana: Tsara zaitra itỳ akanjonao itỳ izany! [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy sewing [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay couture [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Ohatra Ny sarifilanelina tsy akory tsy niova, fa ny didiny, tsy ilay zaitra kitapo iray trano sahala amin' ny taloha intsony. [Andraina: Mitaraina, takila 31]

2013/08/05