Teny iditra | zakaina (zaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Leferina: Zakao ny zava-tsarotra fa hisy valiny ihany izany Entina, fehezina, didiana: Niala ilay mpampianatra fa tsy hainy zakaina, hono, ireo mpianatra maditra ireo Karakaraina, iantohana: Nozakain' ny fokonolona daholo ny sekoly tao amin' ny fokontany [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be endured [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on supporte [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | izakana, kaziana, zakaina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |