Teny iditra zama
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Tsimihety] anadahin-dreny [Rajemisa 1985]
Voambolana  
Endriteny  
zama
zamako
zamanao
zamany
zamantsika
zamanay
zamanareo
zaman'
zaman-
zamam-
-jama
-jamako
-jamanao
-jamany
-jamantsika
-jamanay
-jamanareo
-jaman'
-jaman-
-jamam-

Teny iditra zama
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   ahitra any anaty rano [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   herbe aquatique [Abinal 1888]
Famaritana frantsay   [Betsimisaraka, Merina] D'après Malzac : « herbe aquatique » ; on appelle, par exemple, asa-zama : le défrichement des marais en vue de leur mise en culture (de asa : travail ; et zama : végétation des marais). Nom donné à de nombreuses espèces de plantes de marais, notamment Pycreus tremulus (Poir.) C.B. Clarke, Pycreus ferrugineus (Poir.) C.B. Clarke et Pycreus polystachyos (Rottb.) P. Beauv. (Cyperaceae). Emplois en sparterie. Voir aussi zamana. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  
Anarana siantifika   Pycreus ferrugineus, Pycreus polystachyos, Pycreus tremulus
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra zama
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Betsimisaraka] (du nom créole « Jamrose »). Eugenia jambosa Crantz (Myrtaceae). Arbre à fruit comestible. Commun le long des pistes sur le versant Est. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  
Anarana siantifika   Eugenia jambosa
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra ZAMA
Sokajin-teny   anarana (fanafohezanteny) [firaketana]
Famaritana malagasy   ZAnak' i Madagasikara Ampielezana [3.1]

Teny iditra Zama
Sokajin-teny   anarana (olon' ain' ny tantara) [firaketana]
Ohatra   Masin-drazana io, Zama, fa matokia ianao. [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 68]

Teny iditra Zama
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Famaritana anglisy   Zaham [Baiboly]
Famaritana frantsay   Zaham [Baiboly]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   Zahama
Teny nalaina  

2017/12/01