Teny iditra zana-baratra (zanaka, varatra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza ny zanaka na zaza notezaina, nefa tsy mahay mankasitraka ary manisy ratsy indray aza aty aoriana; olona tsy mahalala mankasitraka [Rajemisa 1985]
Teny nalaina 

2009/10/11