Teny iditra zana-bola (zanaka, vola)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana ny vola aloan' ny mpisambotra ambonin' izay nosamboriny [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy interest on money lent out [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay intérêt de l'argent prété [Hallanger 1974]
 intérêt [SLP 1986]
Voambolana 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31