Teny iditra zana-drazana (zanaka, razana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ireo taranaky ny olona avadika, na ireo solofony sisa eo amin' ny vohitra nisy ireo razam-be [Rajemisa 1985]

2012/08/16