Teny iditra zana-dreniny (zanaka, reny)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana ny zaza zanaky ny vehivavy efa miandoha ho lehibe [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31