Teny iditra zanapeo (zanaka, feo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anarana omena ny zanatsoratra eo amin' ny fanononana. Misy karazany roa ny zanapeo, dia ny zanapeo tsotra ary ny zanapeo sosona (ao, ai, oi...) [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31