Teny iditra zana-tany (zanaka, tany)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy  [Taisaka] teraky ny foko eo an-toerana [Rakotosaona 1972]
 ny teraka tao amin' ny tany niaviany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a native of a country [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay natif d'un pays [Hallanger 1974]

Teny iditra zanatany (zanaka, tany)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tany izay zanahin' ny tany iray hafa, izany hoe alainy an-keriny na ankafetsena ho eo ambany fifehezany ka mifamatotra aminy amin' ny lafiny maro: ara-barotra, ara-toe-karena, ara-tsaina [Rajemisa 1985]
 tany niharan'ny fanjakazakan'ny firenena hafa noho ny hery tsy mitovy [SLP 1986]
Famaritana anglisy a colony [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay colonie [Hallanger 1974, SLP 1986]

2011/02/05