Teny iditra zana-tefy (zanaka, tefy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ny zaza entin-drainy manaraka azy eny an-tsaha ka miara-misakafo aminy nefa tsy mba niasa akory [Rajemisa 1985]

2009/02/23