Teny iditra zanatohatra (zanaka, tohatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy ny hazo mitsivalana amin' ny renitohatra [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay les échelons, les marches de l'escalier, les degrés [Abinal 1888 takila 709]
 échelon [SLP 1986]
 marche [Rakotonaivo 1993 takila 598]
Voambolana 
Mpanahaka  renitohatra
Ohatra 
1Fa tsy maintsy nandalo tamin' ireny zanatohatra ireny isika. [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 114]
2Nitsingintsingina, ny lohatongotra no ampanitsahina, ary andramana isaky ny zanatohatra, izay vao tena manitsaka. [Andraina: I Vola, takila 83]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31