Teny iditra zana-tsipìka (zanaka, pika)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy hazo marani-doha alefa amin' ny tsipika [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy an arrow [Richardson 1885]
Famaritana frantsay flèche, trait [Abinal 1888]
Ohatra 
1Ny fiadiana fampiasa indrindra tany Egypta sy Palestina dia ny tsipìka sy ny zana-tsipìka [Randzavola: Baiboly, takila 296]
2Mifioka eny amboniny eny ny zana-tsipìka, ny lefona manelatselatra sy ny longy. [Baiboly: 22:039:023/Joba 39:23..]

2014/12/05