Teny iditra zanatsoratra (zanaka, soratra)
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay zana-tsoratra = zana-peo: voyelle [Rajaonarimanana 1995]
 voyelle [SLP 1986]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny abidia
Ohatra 
1s = z (raha eo anelanelan' ny zanatsoratra roa. [Randriamamonjy: Ombalahibemaso]
2Ary teo no tsy nahaizako nanafina tamin'i Niry ny fiseran'i Noro teo amin'ny fiainako, fa rehefa diso zanatsoratra ny lelako dia naleoko nibaboka ho afa-dromoromo! [Andriamalala: Vohitry]

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/22