Teny iditra zaodahy
Singan-teny zao- (zaotra) ; -dahy (lahy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A brother-in-law [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Beau-frère [1.54]
 Beau-frère; bon ami [1.8]
Ohatra Ny iliny nomeny ny zaodahy sy zaobavy, fa ireo no hazo tapaky ny sampy, fa nifanapa-tsinay tamy ny vady. [2.293]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : zaodahy, zaodahiko, zaodahinao, zaodahiny, zaodahintsika, zaodahinay, zaodahinareo, zaodahin', zaodahin-, zaodahim-
Tovonana : -jaodahy, -jaodahiko, -jaodahinao, -jaodahiny, -jaodahintsika, -jaodahinay, -jaodahinareo, -jaodahin', -jaodahin-, -jaodahim-

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/04