Teny iditra zara fihinanana (zara, hinana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza ny vola na zavatra na sakafo omena ny havana misaona amin' ny fandroana noho izy tsy mba "mandro" [Rajemisa 1985]

2009/11/07