Teny iditra zara levenana (zara, levina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana omen' ireo havana akaiky dia akaiky ny tompo-manjò ka izy io no lehibe indrindra amin' ny famangiana atao raha misy fahoriana [Rajemisa 1985]

2013/06/06