Teny iditra zara raha misy (zara, raha, misy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: vitsy
Ohatra Taolana zara raha misy hoditra mifono sisa ny tratrany ary toa lamba manify mifetaka amin' ny tenany ny nonony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 147]

2013/12/13