Teny iditra zara vilana (zara, vilana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fizarana tsy marina misy fiangarana ka misy kely sy lehibe [Rajemisa 1985]

2009/11/07