Teny iditra zarazara hoditra (zara, hoditra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana volon-koditra izay tsy lasa fotsy nefa tsy mainty koa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy light brown-skinned [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qui a la peau brun clair [Hallanger 1974]

2010/08/24