Teny iditra zaro (zatra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana zarina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Zaro taingenana io soavaly io (Habituez ce cheval à se laisser monter) [1.3]
2Zaro miteny ampahibemaso io tovolahy io fa saro-kenatra loatra [1.1]
3Zaro amin' izay lalana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin' izany. [2.996]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/09