Teny iditra za-tany
Singan-teny za- (zatra) ; tany
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mahazaka ny toe-tany [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Acclimaté [1.13]
Ohatra Tsy mbola za-tany izy (Il n'est pas encore accoutumé au pays, il n'est pas encore acclimaté [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20