Teny iditra zatovo (tovo)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Olona tanora, na lahy na vavy, mbola tsy [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a youth [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   jeune personne [Hallanger 1974]
Teny nalaina  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny zatovo itý (1): Ambohijatovo
Fifanahafana   zatovolahy ~ zatovovavy

Teny iditra zatovo
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   tsara, soa
¶ tsara tarehy (lehilahy) [Antesaka] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/18