Teny iditra zatovolahy (tovo, lahy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy a young man [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay jeune homme [Abinal 1888 takila 869|1.8, Hallanger 1974 takila 869|1.8]
 jeune garçon [Abinal 1888 takila 869]
Ohatra 
1Zatovolahy teo amin' ny fito ambin' ny folo taona teo ho eo aho tamin' izay. [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 6]
2Indro zatovolahy anankiray tsotra, nanetry tena, nefa mahay tenim-pirenena fito. [Ravelomanana: Lalana, takila 142]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31