Teny iditra zava
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Taratra manenika toerana iray ka mahatonga ny zavatra rehetra iantefany ho hitan' ny maso [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy clearness, transparency
¶ distinctness, perspicuity [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay lumière, clarté, transparence, netteté [Abinal 1888]
Sampanteny 
Haiendriteny 
zava
zavan'
zavan-
zavam-
zava
zavan'
zavan-
zavam-
Mpitovy hevitra hazava ~ hazavana

Teny iditra zava- (zavatra)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe zavatra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31