Teny iditra zava-dratsy (zavatra, ratsy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana ireo zavatra mahamenatra toy ny heloka na fitondrantena tsy mahomby sy fisolokiana olona
¶ anaram-bosotra iantsoan' ny olona ny kary [Rajemisa 1985]

2011/01/13