Teny iditra zava-mahadomelina (zavatra, domelina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana frantsay drogue [Rajaonarimanana 1995]
Ohatra Hipoky ny "jerricans" feno toaka gasy ny efitranon'ny polisy miady amin'ny zava-mahadomelina etsy Anosy, omaly. [Express de Madagascar ]

2011/08/12